Orange
Auteur: Madastarx
Email info@madastarx.com
Contact: M0MjUwNzA3OQ==MD
Manofa fiara
Izahay dia mampanofa fiara Grand Starex, limousine, 12 places. Orinasa ara-dalàna manana NIF&STAT ary patente VL. Chauffeur-propriétaire, milamina tsara, matotra ary afaka manao guide ihany koa. Afaka hofaina ray andro, faran’ny herinandro na andro maromaro, na eto Antananarivo na any amin’ny Faritra, na ihany koa transport du personnel. Aza misalasala ary manoratra amin’ny mail : info@madastarx.com na miantso anay amin’ity numéro ity : 034 25 070 79 raha mila fanazavana fanampiny ianao.
Ajouter une annonce
Catégories