Orange
Auteur: lilliah
Email fafahranjaharinoro@gmail.com
Contact: MzMDE2MTI3Nw==MD
GRAND VILLA A VENDRE EN COURS SOAVINIMERINA RN3
Trano tsara tarehy Soavinimerina amidy efa akaiky ho vita fa finition sisa, akaiky arabe goudron 100 miala am Arabe RN. Tongan'ny fiara rehetra na camion aza 📷Taratasy milamina tsara no sady efa titré et borné no misoratra @ olon-tokana 📷1000m2 ny totalin'ny tany rehetra ary 270m2 ny habean'ny trano eo amboniny, malalaka tsara daholo na ny tokotany na ny trano 📷Droit de visite 10.000ariary 📷033 01 612 77 📷034.40.205.30
Ajouter une annonce
Catégories