Orange
Auteur: tofi mg consulting
Email
Contact: YxMzM3MTEwOTEyMj
cours particuliers
TOFI MG consulting Mana-pikasana ny hianatra momba tontolo ny hay jeografika (SIG) ve ianao? Hanamafy ny traikefanao na koa te-hiara miasa aminay. Izahay dia «consultants» mahaleotena ary manolotra ho anao fampiofananafeno sy manokana nahoanavondron’olonaamin’ny fikirakirana ny lozisiely “ArcGIS “,”Quantum GIS” araka fahafahanao, any fonenanao na efitrano fianarana. Azonao atao nymianatra n’iray amin’izy roa na izy roa indray miaraka araka safidinao. Raha toa ka liana amin’izany na manana tolo-kevitra dia afaka mifandray na mandefasa hafatra fohy amin’nylaharana:+261 33 71 109 12 hoan’ny fanazavana fanampiny. Vonona ny handray an-tananaanao izahay.
Ajouter une annonce
Catégories