Orange
Auteur: Stephan
Email
Contact: M0ODAzNTUxNA==MD
CHAUFFEUR
TOLOTR'ASA Ho an’iza : ireto faritra izay voatondro sy ny manodidina azy Aiza : ANKAZOBE, AMBATONJARA, BEHINTSY, AMBOHITRAZAKA, ANKADINDRATOMBO, BY-PASS. Na ireo faritra izay tsy voatanisa anatin’ny kaominina Alasora. Inona no atao : Chauffeur Mitady CHAUFFEUR (01) mipetraka amin’ireo faritra voatondro sy voalaza etsy ambony ireo. Ny andraikitra atao amin’izany dia : - Mitatitra ireo mpiasa mirava amin’ny 07H na 08H hariva ; - Mametraka ireo mpiasa akaikin’ny trano fonenany ; - Mijery sy mitily ny lalana akaiky indrindra ; - Miantoka ny fikojakojana amin’ny antsakany sy andavany ny fiara : fahadiovana, mekanika, sns sns Fepetra takiana : - Manana traikefa 02 taona farafahakeliny ; - Manana permis B ary tsara kokoa raha misy permis C na D ; - Tombony lehibe ny fahaizana mekanika ; - Tsara raha efa raim-pianakaviana sy olona matotra. Raha mahaliana anao dia aza misalasala miantso ny 034 80 355 14.
Ajouter une annonce
Catégories