Orange
Auteur: AVBOUTIKA
Email avboutika.mada@gmail.com
Contact: M0MjM4NzU1MA==MD
BOUILLOTE FASINA RANO MAFANA
BOUILLOTE FASINA RANO MAFANA atao aminyn vatana Fabrication suivant Norme française – Tsara qualité - Tsy manary rano sy mahazaka rano mamay be 💢 Adresse : SHOPPING CENTER BEHORIRIKA – Box 04,05, 06 et 07 – 3e étage En face Chamsul Behoririka na Toyota Rasseta Behoririka (andrefan'ny rano maimbo) Tel : 034 23 875 50 - 034 15 255 77– 032 97 408 80 Venez! parking gratuit et sécurisé pour les clients ! Frais de livraison Tana ville à partir de : 2 000 Ar Mandefa province izahay Livraison : Lundi au Vendredi Tsy Misokatra Sabotsy – Tsy Manao Livraison Sabotsy - Ilaina be amin’izao andro ririnina izao - Mitazona hafana tsara, mitazona h@ maraina ny hafanana - Tsy manary rano sy mahazaka rano mamay be - Fabriqué en matériau de haute qualité et de sécurité - Conception antidérapante à rayures. - Garde très bien au chaud. - La bouteille flexible s'adaptera à votre corps. - Dimension : 30*20 cm Ny bouillote de manampy be ho anireo : misy rivotra tafiditra ao amln’ny kibo, regle douloureuse, mangatsiaka tongotra, marary lamosina,…. Tsy mety raha rano mangotraka be no ampidirina ao fa andrasana kely aloha tsy azo apetaka mivantana amin’ny vatana fa mahamay ny hoditra. ▼n’hésitez pas à fouiller et à aimer notre page ▼si vous êtes intéressés par un de nos produits, svp mettez un petit commentaire ou un « . » pour ne rien rater des prochains arrivages ▼n’hésitez pas à identifier vos amis qui pourraient intéressés par nos articles. ✅ Afaka identifier nao eto izay olona mitady na liana amin’nireo zavatra amidinay ireo, de afaka asinao commentaires ihany koa raha intéressé ianao.
Ajouter une annonce
Catégories