Orange
Auteur: Niaina
Email rharyniaina@yahoo.fr
Contact: M0IDAyIDU1MDc3IC0gMDMzIDAyIDU1MDc3IC0gMDMyIDgzIDQ3ODAwMD
ANTSIRABE AMIDY – TRANO TSY MISY RIHANA
Trano mifefy tamboho sy hazo, mbola afaka ampiakarina asiana rihana ambony. Toerana milamina tsara. Trano manana tokontany ary tongana fiara. Jiro efa vita ny fangatahana fa miandry compteur. Rano akaiky, lavan-drano ➡️ TOERANA: MIARAMASOANDRO ➡️ REFIN’NY TANY: 200m² ➡️ HOFANTRANO: 60 000 000 Ariary net vendeur ary afaka miady varotra. ➡️ FAMARITANA: ✅ IVELANY: ✔️ Tokontany ✔️ Toerana afaka asiana fiara ✔️ Trano kely afaka hipetrahana (01 efitra fatoriana, 01 efitra fidiovana) ✅ TRANO : ✔️ Efitra fandraisam-bahiny ✔️ Lakozia ✔️ 02 Efitra fatoriana ✔️ 01 Efitra fidiovana ✔️ 01 WC
Ajouter une annonce
Catégories